Entrée (1/2) | 1 mijafajafa |
Radical | 2 jafajafa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mijafajafà |
Radical | 10 jafajafa |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mijafajafa [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |