Entrée (1/2) | 1 mijabajaba |
Radical | 2 jabajaba |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mijabajabà |
Radical | 10 jabajaba |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mijabajaba [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Anagrammes | 14 ijabajabam, mijabajaba, mijabajabà |
Mis à jour le 2025/02/05 |