|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihosina
Radical  2  hosina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka
Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao
Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany
Explications en anglais  5  [1.7] to roll oneself in something
Explications en français  6  [1.8] se vautrer dans la boue, etc.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mihosina

Entrée (2/2)14  mihosina
Radical  15  hosina
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.1] Boribory na boribory lavalava
Synonymes  18  mihosinkosina

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21