|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihondrahondra
Radical  2  hondrahondra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mitepotepo [Tanosy] [1.78]
5  Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Entrée (2/2)9  mihondrahondra
Radical  10  hondrahondra
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12  Malemy, lehibe sady malemy [1.1]

Anagrammes  13  mihandrohandro, mihondrahondra

Mis à jour le 2020/07/31