Entrée | 1 mihisatra |
Radical | 2 hisatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to move slowly, as a canoe touching bottom |
Explications en français |
6 [1.8] aller lentement en raclant, en touchant le fond |
Vocabulaire |
7 Mouvement |
Morphologie |
|
Anthroponymes |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |