|
|
|
|

Entrée1  mihika
Radical  2  hika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano
Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka
Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21