Entrée (1/2) | 1 hika |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra |
Entrée (2/2) | 4 hika |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.1] Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |