|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihehy
Radical  2  hehy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
Mihady: Mihehy ny tany ny saka
Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna
Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho
Explications en anglais  5  [1.2] to scratch in the ground.
6  [1.7] to scratch the ground; to paw the ground
Explications en français  7  [1.8] gratter la terre, creuser avec les pattes
Exemples  8  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mihehy

Entrée (2/2)14  mihehy
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Taisaka, Bara] mihomehy
17  [1.78] [Tanala] mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony)

Mis à jour le 2024/12/07