Entrée | 1 mihasimba |
Radical | 2 simba |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [1.68] [Vezo]
Se détériorer peu à peu |
Exemples |
5 [2.285] raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika. 6 [4.27] Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy? |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |