Entrée | 1 miharoka |
Radical | 2 haroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo 5 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1] |
Explications en français |
6 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mangaroka |
Analogues | 12 misafary, misaroro, mamantatra |
Anagrammes | 13 hakoraim, hakoriam, hamariko, hamirako, hamorika, ikaroham, ikoraham, mahorika, miharoka, mihoraka, mikaroha, mirohaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |