|
|
|
|

Entrée1  mamantatra
Radical  2  fantatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala
Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io
5  [1.13] manao izay hanavahana
Explications en anglais  6  [1.2, 1.7] to examine
7  [1.2] to try, to prove
8  [1.7] to try out
Explications en français  9  [1.8] essayer, éprouver, examiner
10  [1.13] identifier
Exemples  11  Pentina sisa no mamantatra ny tenany [2.720#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11