Entrée | 1 mihaotra (haotra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha 4 Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to scratch, to claw. [1.2] 6 to scratch oneself; to rub against something [1.7] |
Explications en français |
7 se gratter, se frotter contre quelque chose [1.8] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 mihaotraotra |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mihaotra |
Anagrammes | 14 hiamotra, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha |
Mis à jour le 2023/01/20 |