Entrée | 1 mihaantitra |
Radical | 2 antitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.17.en#7] to age |
Explications en français |
5 [1.3#53] vieillir |
Exemples |
6 Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. [4.27#2013/01/23] 7 Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. [2.470#97] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |