|
|
|
|

Entrée 1  migorobaka
Radical  2 gorobaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1]
Explications en anglais  8 to go through. [1.2]
9 to be pierced through [1.7]
Explications en français  10 être percé de part en part [1.3#200, 1.8]
11 aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3#200]
Exemples  12  Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59#]
13  Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#]

Mis à jour le 2026/04/20