|
|
|
|

Entrée1  mifototra
Radical  2  fototra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay
Explications en anglais  5  [1.7] to be rooted; to be based on
Explications en français  6  [1.8] être enraciné; être basé sur
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mifototra

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21