|
|
|
|

Entrée 1  mifotitra
Radical  2 fotitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
9 Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
10 Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Explications en anglais  11 inverted
12 incestuous
13 turning round as an enraged animal. [1.2]
14 to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Explications en français  15 êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Combinaisons  16  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifotitra

Mis à jour le 2026/04/20