|
|
|
|

Entrée1  mifotitra
Radical  2  fotitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky
Explications en anglais  5  [1.2] inverted
incestuous
turning round as an enraged animal.
6  [1.7] to be turned end for end, to be turned the wrong way
Explications en français  7  [1.8] êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11