|
|
|
|

Entrée1  mifanoto rahona
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana
enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka
Explications en anglais  4  [1.2] To be in confusion, running here and there.
Mots élémentaires  5  mifanoto, rahona

Mis à jour le 2024/12/07