|
|
|
|

Entrée1  mifanohitra (tohitra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
4  Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
5  Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
6  Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1]
Explications en français  7  opposé, contraire [1.13]
Exemples  8  Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471]
9  Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20