|
|
|
|

Entrée1  mifanohitra
Radical  2  tohitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao
Explications en français  5  [1.13] opposé, contraire
Exemples  6  Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471]
7  Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/22