Entrée | 1 mifankalala |
Radical | 2 lala |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.2] to know one another |
Exemples |
5 Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366] 6 Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4] 7 mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |