Entrée (1/2) | 1 mifankahita |
Radical | 2 hita |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany |
Exemples |
5 Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529] 6 Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499] 7 Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 mifankahità |
Radical | 14 hita |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mifankahita [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |