|
|
|
|

Entrée1  mifanindran-dalana (indra)
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Synonymes  4  mifanindrana

Mis à jour le 2020/07/31