Entrée | 1 mifandray |
Radical | 2 ray |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.13] mampita, mifampitohy |
Explications en français |
5 [1.13] communiquer |
Exemples |
6 Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. [2.245#] 7 ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#] 8 Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot mifandray |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |