|
|
|
|

Entrée1  mifandefitra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en français  3  [1.3]
Exemples  4  [2.313] fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika
5  [2.508] Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy
6  [1.292] Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany
Radical  7  lefitra
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11