Entrée | 1 mifanaretsaka |
Radical | 2 karetsaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha maro mitsoriaka etsy sy ery ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy tòa mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety |
Explications en anglais |
5 [1.7] to shuttle back and forth past each other |
Explications en français |
6 [1.8] se croiser en tous sens |
Exemples |
7 Fiarakodian' ny tafika feno miaramila am-piadiana no hitany mifanaretsaka mandalo azy. [2.472] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/26 |