|
|
|
|

Entrée1  mifanadala
Partie du discours  2  verbe actif
Exemples  3  Matoa Ranona sy Ranona tsy mifankafoy, dia satria ny vadin-dRanona mifanadala amin-dRanona. [2.5]
4  Kanjo dia renay izao, anaka, tato ho ato, fa misy olona izany, hono, toa mifanadala aminy ka asa na marina na tsaho fotsiny, fa efa tonga ianao io, lehiroa, ka andeha antomory ny raharahan' ialahy. [2.643]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  manala fady, mifanadala

Mis à jour le 2023/01/20