|
|
|
|

Entrée1  mifampitantara (tantara)
Partie du discours  2  verbe actif
Exemples  3  mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]
4  Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. [2.471#]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  mampifanitatra, mifampitantara

Mis à jour le 2023/01/06