Entrée | 1 mifampiantso |
Radical | 2 antso |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana [2.5] 5 Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [2.996] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |