|
|
|
|

Entrée1  mifakefake
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsileo] mailaka, marisika: Olo moa ko mitoetoetsa amin'ny maimaiña fa tsa mba mifakefake, koaia tsa ho joa (Olona tsy mandray ravindena fa tsy mba marisika ka aiza no ahazo anjara)

Mis à jour le 2024/12/07