Entrée | 1 mifaditra ovana |
Mots élémentaires | 2 mifaditra, ovana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra) |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!) |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |