|
|
|
|

Entrée1  mifadifady
Radical  2  fadifady
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  Tongolo manga faka fary manga vololona ka raha tongolo fihinana andrahoy raha fary fifiaka tapaho koa aza dia mifadifady zanak'olona an-tanana loatra fa ny randram-bao mahataitra ary izay mitafy lamba vao mampandrobo koa manaova toy ny fakam-boanonoka raha tsy sendra ny vato misakana dia tsy manova tany hitsimohana [2.131]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2023/02/18