|
|
|
|

Entrée 1  mievina
Radical  2 evina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1]
Explications en anglais  9 to sneeze [1.7]
Explications en français  10 éternuer [1.8]
Exemples  11  koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [2.48#126]
Vocabulaire  12  Santé
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21