Entrée | 1 midonaka |
Radical | 2 donaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to give off smoke |
Explications en français |
6 [1.8] donner de la fumée |
Exemples |
7 Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470] 8 Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot midonaka |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |