|
|
|
|

Entrée1  midonaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
Explications en anglais  4  [1.7] to give off smoke
Explications en français  5  [1.8] donner de la fumée
Exemples  6  [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
7  [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana.
Radical  8  donaka
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot midonaka

Anagrammes  13  amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna, mikodana, nakodiam

Mis à jour le 2025/04/19