Entrée midoboka (doboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Mitovy hevitra: mitepotepo ~ mitotototo ~ mitotovary
Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
Explications en anglais To thump; to sound like a drum [1.7]
Explications en français Donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
Exemples 
1Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499]
2Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69]
3Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
4Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : midoboka
Passé : nidoboka
Futur : hidoboka
Synonymes midobodoboka

Entrée midoboka (doboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/12