Entrée (1/2) | 1 midingina |
Radical | 2 dingina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano |
Explications en anglais |
5 [1.2] to exceed, to advance, to go beyond |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 midingìna |
Radical | 11 dingina |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif midingina [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [1.1] |
Explications en français |
14 [1.3] |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |