|
|
|
|

Entrée1  midi-kizo
Mots élémentaires  2  miditra, kizo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Exemples  5  ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]
Synonymes  6  midi-bingo

Mis à jour le 2024/12/10