Entrée | 1 midi-kizo |
Mots élémentaires | 2 miditra, kizo |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena |
Exemples |
5 ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#] |
Synonymes | 6 midi-bingo |
Mis à jour le 2024/12/10 |