Entrée | 1 midedadeda |
Radical | 2 dedadeda |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao rehi-be: Midedadeda ny afo Misamboaravoara: Midedadeda ao am-pony ny fitiavany hanalefaka ny fahorian' ny mahantra |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to blaze, to flame |
Explications en français |
6 [1.3] Flamber: Midedadeda tsara io kitay hazo io (Ce bois flambe bien) 7 [1.8] flamber |
Exemples |
8 Narosony hidedadeda tsara ny afo. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |