Entrée 1/2 midaka (daka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamoaka feo midoboka [1.1]
Exemples Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606]
Morphologie 
Présent : midabòka
Passé : nidabòka
Futur : hidabòka
Impératif : midabofa

Entrée 2/2 midaboka (daboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
Explications en anglais To fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
Explications en français S'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
Exemples 
1Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649]
2ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232]
Morphologie 
Présent : midaboka
Passé : nidaboka
Futur : hidaboka
Impératif : midaboha
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2022/09/05