Entrée | 1 mibolisatra |
Radical | 2 bolisatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1] |
Exemples |
5 ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996] |
Morphologie |
|
Analogues | 10 misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra |
Anagrammes | 11 mibolasitra, mibolisatra, misobilatra |
Mis à jour le 2023/01/05 |