|
|
|
|

Entrée1  miboika
Radical  2  boika
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [1.267]
5  Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [2.1011]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21