|
|
|
|

Entrée1  mibetroka
Radical  2  betroka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mibontsina
Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpampianatra dia nitomany i Solo kely
Enti-milaza tarehy na fiteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho,
Explications en anglais  5  [1.2] to be puffed up, to be inflated, to be swollen; fig. shameful, blameworthy, mistaken.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  mibetroka, mitraboke

Mis à jour le 2023/01/20