Entrée | 1 betroka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanabontsinana ny tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon' ny tanalahy mambontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy Rahona, fandrahonana |
Explications en anglais |
4 [1.2] inflation of the soft protuberant parts, as the throat when it is swollen, or the chameleon when it puffs out its body. |
Exemples |
5 Vaky betroka ny laingany. [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |