Entrée | 1 mibaiko |
Radical | 2 baiko |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba? Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io |
Explications en anglais |
5 [1.2] to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers. 6 [1.7] to command |
Explications en français |
7 [1.3] Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes 8 [1.8] donner un commandement |
Exemples |
9 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324] 10 Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470] 11 Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |