Entrée | 1 mibaboka (baboka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [1.1] |
Explications en anglais |
4 to lie prostrate, to fall prostrate [1.2] 5 to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [1.7] |
Explications en français |
6 Être prosterné, demander pardon [1.3] 7 se prosterner, se soumettre; avouer tout [1.8] |
Exemples |
8 Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298] 9 Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mibaboka |
Anagrammes | 15 mibaboka, mibobaka, mikobaba, mikobabà |
Mis à jour le 2023/01/20 |