Entrée | 1 miavaka |
Radical | 2 avaka |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka 5 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be separate, to be asunder, to separate one's self. [1.2] 7 to be separate, to show one's individuality [1.7] |
Explications en français |
8 être séparé; se distinguer [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot miavaka |
Anagrammes | 17 iakavam, miakava, miavaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |