|
|
|
|

Entrée1  miarina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina
Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona
Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to sit up; to be erect
6  [1.2] to rise up as one in bed
Explications en français  7  [1.3#62, 1.8] être d’aplomb
8  [1.3#62] être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires.
9  [1.8] se mettre sur son séant
Exemples  10  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
11  miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot miarina

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21