|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miara-
Partie du discours  2  forme morphologique de miaraka
Exemples  3  miara-mitombo dia miara-voatelina any! [2.643#]
4  miara-mandeha isika, na miara-mijanona! [2.471#]
5  Izaho koa miara-malahelo aminao, ry John! [2.529#]

Entrée (2/2)6  miara
Radical  7  ara
Partie du discours  8  verbe actif
Explications en malgache  9  mamarana, mandrefy
10  mamatra voa madinika na ranon-javatra [Taisaka] [1.78]
11  mamatra [Bara] [1.78]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Synonymes  15  mamara

Anagrammes  16  amari, amira, araim, aramy, ariam, Arima, maray, Maria, maria, miara, miara-

Mis à jour le 2023/12/07